LALANA VOALOHANY
Miditra amin’ny sehetry ny asa
- Ho anao ity lalana ity raha
Te hiasa amin’ny maha-mpiasa anao, hanao stage, hiasa amin’ny maha-mpanome tolotra na hivelona amin’ny asa ataonao manokana ianao.
- Ny zavatra hataonao
Hanaraka fiofanana an-tserasera sy atrikasa, hanomana ny CV-nao, hanao fanazaran-tena amin’ny dinidinika momba ny asa ary hihaona amin’ireo mpampiasa mitady mpiasa.
- Ny tombontsoa ho azonao
Hampifandraisina amin’ireo orinasa sy mpampiasa ianao mba hahazoana asa na stage, ary mbola hahazo fanohanana sy fanaraha-maso aorian’ny fandraisana anao hiasa.








































