EAGER
frmg

Tetikasa EAGER · SARAMBA MANORINA

Tongasoa eto amin'ny vavahadin'ny MISS EAGER

Hahafantatra ny tetikasa

Manohana ireo tovovavy sy zatovovavy 18 ka hatramin’ny 35 taona eto Madagasasikara ny tetikasa Eager mba hahafahan’izy ireo miditra amin’ny sehatry ny asa na miditra amin’ny fandraharahana. Fantaro ireo singa mandrafitra ny tetikasa, ny dingana arahina ao anatin’ny fandaharanasa SARAMBA MANORINA ary ny fomba ahafahana mandray anjara.

Hitsidika ny tranonkala

Sehatry ny mpisitraka

Mpisitraka ny fandaharanasa ve ianao? Midira ao amin’ny kaontinao mba hanarahanao ny dingana efa vitanao, hamenoanao ny mombamomba anao ary hamaliana ny fanontaniana natao hanampiana anao hamantatra ny làlana mety aminao.

Fidirana backoffice